plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/51.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 51 Indro ny raika tam-reo niaraka tamin'i Jesosy naninjitra ny tagnany, nagnatsôka ny antsiny ary nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe, ary nahafaka ny sofiny. \v 52 Avy akeo ozy Jesosy taminy hoe: "Averegno amin'ny tôrany ny antsinao, fa reo ze mandray antsy de vonona amin'ny antsy. \v 53 Mieritreritra ma nareo fa tsy afaka magnantso ny Raiko Za, ary Izy de afaka mandefa no Anà tafik'anjely miôtra no ny rombefolo? \v 54 Fa atao akôry zany no hahatanteraka ny Soratra Masina, ze milaza fa tsy maintsy hitranga izany?"