plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/45.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 45 Avy akeo Jesosy nagnantogna reo mpianatra ka nagnano tam-jareo hoe: "Mbola matory sy miala sasatra ma nareo? Jereo, efa akaiky ny ora, ary ny Zanak'Ôla de hatolotra akeo an-tanan-reo mpanota. \v 46 Mitsangana, ande isika, jereo fa efa akaiky le hamadika Anà."