plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/39.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 39 Niataka kely Izy, nenkoka ary nivavaka. Ozy Izy hoe: "Ry Raiko, raha azo atao, de ôka alana aminà ty kapôka ty. Nefa ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnatogna an'reo mpiantra Izy ary nahita an'azy reo rekidrikena, ka ozy Izy tamin'i Petera hoe: "Nagnino nareo no tsy mavita miambina miaraka aminà na de ora raika aza? \v 41 Miambena ary mivava mba tsy ho azon'ny fakam-pagna nareo. Mety iany ny fagna, fa ny nofo no malemy."