plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/36.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 36 Ary Jesosy nande niaraka tam-jareo nankaigny amin'ny tôrana antsovina hoe: Getsemane ary nilaza tamin'ny mpianagny hoe: "Mentôra aketo raha mbola hande ary hivavaka Za." \v 37 Nitondra an'i Petera mbamin'ny zanak'i Zebedio roey là Izy ary nanomboka nalaelo sy ory. \v 38 Avy akeo, ozy Izy tam-jareo hoe: "Fadiranovana ny fagnako, ôtran'ny efa ho faty. Mentôra aketo ary miambena miaraka aminà."