plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/33.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 33 Fa Petera nagnano tamin'Azy hoe: "Na de handao nony aminà aza nareo, Za tsy mba handao miintsy." \v 34 Ozy Jesosy taminy hoe: "Laziko marigna aminao, fa gniany alina raha mbola tsy maneno ny akoho, de handà an'Anà intelo enao." \v 35 Petera nitare taminy hoe: "Na de tsy maintsy ho fatsy miaraka aminao aza za, de tsy handà anao." Ôtran-zany avokô no lazain-reo mpianatra hafa.