plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/27.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 27 Nandray ny kapôka Izy ary nisôtra, ary nagnome izany an-jareo ka nitare hoe: "Anareo daôly, sotroy ty. \v 28 Fa ity ny ràn'ny fanekem-piavanana ahidigna ho anareo daôly ho famelan-keloka. \v 29 Fa lazaiko aminareo, fa tsy mba hisotro ny vokatry ny vôloboka intsony Za, mandra-piavin'ny fisotrôgna vaovao herako aminareo aigny amin'ny fanjakan'ny Raiko."