plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/23.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 23 Namaly Izy hoe: "Ze niara-nagnatsoboka ny tagnany taminà takao agnaty vily no le raika hamadika an'Anà. \v 24 Hande ny Zanak'Ôla, araka ze efa vôsoratra momba an'Azy. Nefa lozan'ny ôla ze hamadika ny Zanak'Ôla! Tsara am-zany ôla zany no tsy teraka avy." \v 25 Jodasy, ze hamadika an'Azy nitare hoe: "Za ma zany, Raby ô?" Ozy Izy taminy hoe: "Vôlazanao."