plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/17.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 17 Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" \v 18 Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotôgnako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka am-reo mpianatro." \v 19 Natôgn-reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo.