plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/10.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 10 Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. \v 11 Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva.