plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/31.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 31 Ka rafa tonga amin'ny voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32 Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin-raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy. \v 33 Hametraka ny ondry ho akeo ankavanany izy, fa ny osy akeo ankaviany.