plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/14.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 14 Fa zany de ôtrany ny leila raika ze nande ho aigny amin'ny firenen-kafa. Nagnantso ny mpanompony izy ka nampitantana an'azy reo ny hareny. \v 15 Ny raika tamin-jareo nomeny talenta dimy, ny raika hafa nameny roey, ary ny raika hafa kosa nameny talenta tokana. Ny tsiraikaraika de samy nandray talenta araka ze fahaizany avy, ary nande tamin'ny deiny izany leila zany. \v 16 Ny raika ze naray talenta dimy de niainga teo no eo ka nampiasa an'azy reo ary nahazo talenta dimy hafa.