plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/07.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 7 Avy akeo niarina reo virijiny daôly ka nikarakara ny jirony. \v 8 Ozy reo adala tamin-reo hendry hoe: "Mba omeo ampany amin'ny solikareo zahay fa efa ho foaty ny jironay. \v 9 Fa namaly reo hendry ka nitaré hoe: "Sao de tsy ho ampy ho anay sy ho anareo, fa madana mividiana aigny amin'ny mpivarotra ho an'ny tegnanareo."