plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/01.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 1 Ny fanjakan'ny lagnitra de ho salan'ny virijiny folo ze niaka ny jirony ka nande niaogna tamin'ny mpampakatra. \v 2 Adala ny dimy tamin'jareo fa ny dimy kosa hendry. \v 3 Ary rafa nitondra ny jirony reo virijiny adala, de tsy nitondra solika niaraka taminy. \v 4 Fa reo virikiny hendry kosa de nitondra fitarizan-tsolika niaraka tamin'ny jirony.