plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/45.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 45 Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny fianakaveny mbô hagnomezana an-jareo ny sakafon-jareo amin'ny fotôna mety? \v 46 Sambatra zany mpanompo zany ze hitan'ny Tompony fa magnano an'zany rafa tonga izy. \v 47 Taraviko marina aminareo fa ny tompony no hanapaka an'azy ho agnambon'ny ra daôly ze anagnany.