plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/37.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 37 Ôtran'ny tamin'ny andron'ny Noa, de salan'zany fôgna kô ny fevin'ny Zanak'Ôla. \v 38 Fa ôtran'ny tam'reo andro melôn'ny safo-dragno de nihinana sy nisotro zareo, nagnambady sy nampakarina mandra-patongan'le andro nidiran'i Noa takao agnatin'le sambo fiara, \v 39 ary tsy nafantatra na ino na ino zareo mandra-patongan'ny safo-dragno ka mandringana an'azy daôly - de salan'zany ny fevin'ny Zanak'Ôla.