plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/32.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 32 Menara ny lesona avy amin'ny aviavy. Raha vantany vô matoy ny sampana ary mamôka ny ravygny, de fantatrareo fa manankeky ny favaratra. \v 33 Ôtran'zany iany kô, raha matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo f'efa ankeky Izy, akeo am'reo vavady mitsy.