plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/26.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 26 Noho zany, raha mitare an'nareo zareo hoe: 'indro, aigny agn-efitra izy," de aza mankaigny agn'efitra. Na hoe 'indro, aigny agnaty efitragno izy' de aza mino an'zany. \v 27 Fa ôtran'ny varatra ze mitselatra avy aigny antsinanana ka mazava hatraigny andrefana, de salan'zany ny fevin'ny Zanak'Ôla. \v 28 N'aiza n'aiza misy biby maty, de aigny no hiangonan'ny voltora.