plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/15.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 15 Noho zany, raha matazagna ny favetavetagn'ny fandravana anareo, ze nolazain'i Daniela mpaminagny, de hitsangana akeo amin'ny tôrana Masina anareo" (ôka ny mpamaky hatakatra), \v 16 "Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety, \v 17 ôka ze akao an-tampon'ny tragno tsy hidigna hiaka ra avy akao an-tragnony, \v 18 ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverigna hiaka ny lambany.