plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/12.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 12 Satria ny faratsena de hitombo, ary hihamangatseka ny fitiavan'ny maro. \v 13 Fa le raika ze miharitra hatramin'ny faragny de ho vôvonjy. \v 14 Ty filazantsaran'ny fanjakana ty de ho toriana magnerana an'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny faragny.