plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/06.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 6 Handregny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla ho tonga ny faragny. \v 7 Fa hisy firenena hitsangana hagnohitra firenena, ary fanjakana hagnohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa. \v 8 Nefa zany ra daôly zany de fendôhan'ny fanaintaignan'ny fitirahana fotsiny iany.