plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/37.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 37 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, anao ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato ze asaina mankao aminao! Impiry Za no magniry ny hanangona ny zanako miaraka, salan'ny reni-akoho raika magnangona ny akoho kely akao ambany embagny, nefa tsy nety anareo! \v 38 Indro, ny tragnonareo no avela ho aolo ho an'nareo.\v 39 Fa lazaiko aminareo, hatram'zao, tsy hahita Anà tokoa anareo mandra-pilazanareo hoe: "Isaorana anie ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo."