plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/29.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 29 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa magnambôtra ny fasan'ny mpaminagny anareo ary mampijaingo ny fasan'ny ôlo-marina. \v 30 Ozy anareo hoe: "Raha niaina tamin'ny andron'ny razambetsika tsikana, de tsy ho nandray anjara niaraka tamin-jareo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminagny tsikana.\v 31 Noho zany de mijoro vavolombelona amin'ny tenanareo anareo fa zanak'reo ze namono ny mpaminagny.