plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/20.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 20 Noho zany, ze mianiana amin'ny alitara de mianiana am'zany sy amin'ny ra daôly akeo amboniny.\v 21 Ny raika ze mianiana amin'ny tempoly, de mianiana am'zany sy am'ze mipetraka akao amin'azy, \v 22 ary ny raika ze mianiana amin'ny lagnitra, de mianiana amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy amin'ny ze mipetraka akeo ambonin'zany.