plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/16.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 16 Lozanareo, ry mpitarika jamba, anareo ze milaza hoe: "N'iza n'iza mianiana amin'ny tempoly, de tsisy varany zany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny volamenan'ny tempoly, de voafatotry ny fianianany izy." \v 17 Anareo ry jamba adala! Iza ma no geda, ny volamena se ny tempoly ze magnano ny volamena ho masina?