plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/13.txt

1 line
706 B
Plaintext

\v 13 Fa lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa arindrignareo amin'ôla ny fanjakan'ny lagnitra. Fa anareo tsy miditra akao, ary tsy avelanareo reo ze te hiditra akao. \v 14 [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de tsy ahitana ny fehezan-teny hoe: "Fa lozanareo, ry mpanoradàlana sy ny fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandany ny tranon'ny mpitondra tena, ary magnano vavaka lavareny anareo. Noho zany de hahazo fanamelohana gedabe anareo."] \v 15 Lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mande mitety ny ranomasina sy ny tany anareo mbô hampiova fo ny ôla raika, ary rafa miova izy, de ataonareo zanaky ny helo avo roa heny mihôtra noho anareo izy.