plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/08.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 8 Fa anareo tsy azo antsovina hoe: "Raby", fa tokana fôgna ny mpampianatra an'nareo, ary mpirahalahy anareo daôly. \v 9 Ary aza magnantso ny ôla aty ambonin'ny tany ho rainareo, fa tokana fôgna ny Rainareo, ary Izy de aigny an-dagnitra. \v 10 Anareo aza mety antsovina hoe: "Mpampianatra", fa raika fôgna ny mpampianatrareo, de i Kristy.