plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/29.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 29 Fa namaly Jesosy ary nitare an'azy reo hoe: "Diso nareo, satria tsy mafantatra ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. \v 30 Fa amin'ny fitsanganan'ny maty de sady tsy hanambady izy reo no tsy amena ampakarina. Fa kosa, sahala amin'reo anjely aigny an-dagnitra.