plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/25.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 25 Nisy mpiralà fito. Nanambady ny vôlôny ary maty avy akeo. Lasa tsy namela zanaka, navelany ho an'ny ralàny ny vadiny.\v 26 Avy akeo nagnano ra mitovy amin'zay ny farôy, avy akeo ny fatelo, ôtran-zany fôgna hatrany amin'le ralàny fafito. \v 27 Tafaran'izy daôly reo, de maty le vevavy. \v 28 Ary amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'ze amin'reo mpiralà fito izy? Fa efa nanambady an'azy izy daôly reo."