plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/11.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 11 Fa rafa niditra ny mpanjaka mba hijery reo vahiny, de natazagna leila tsy nitafy akanjo fitondra amin'ny fampakaram-bady izy. \v 12 Niteny taminy ny mpanjaka hoe: 'Ry sakaiza, ahôna no idiranao ato tsy miaraka amin'ny fitafy fitondra amin'ny fampakaram-bady?' Fa tsy nahateny le leila.