plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/01.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 1 Netare tamin'ny fagnoharana tamin'jareo ndray Jesosy, nagnano hoe: \v 2 "Ny fanjakan'ny Lagnitra de mitovy amin'ny mpanjaka ze nagnomagna fagnasana amin'ny fampakaram-bady ho an'ny zanagny là. \v 3 Nagniraka reo mpanompony agnatso reo ze nahazo fagnasana hagnatrika ny lanonam-pampakaram-bady izy,fa tsy nety ho avy zareo.