plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/45.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 45 Rafa nareigny reo fagnoharana reo ny leiben'ny mpisorogna sy ny reo Fariseo, de azon-jareo fa makasika an-jareo ny ra nikoragniny. \v 46 Nikasa ny hisambotra an'Azy, saingy natatra ny vahôka zareo, satria nataon'ny ôla ho mpaminagny Izy.