plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/33.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 33 Tandrineso ty fanoharana raika ty. Nisy leila raika,tompon-tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nobakôny zany, nandavahany famiazana tao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy teo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. \v 34 Nony nagnakeiky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasagny tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny anjara vokatra.