plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/31.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 31 Iza tamin'ireo zanagny roey reo no nagnano ny sitrapon'ny rainy?" Ary ozy zareo hoe: "Le vôlôny." Jesosy nitare an'azy reo: "Lazaiko marina aminareo, reo mpamory hetra sy reo mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra alohanareo. \v 32 Fa Jaona nagnatogna anareo tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino an'azy anareo. Fa reo mpamory hetra sy mpivaro-tegna no nino an'azy. Fa nareo, na de natazagna an'zany aza, de tsy nibebaka sy tsy nino.