plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/28.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 28 Fa manakôry ny hevitrareo? Nisy leila raika nagnana zanaka leila rôy. Nande nankaigny am'le vôlony izy ary nagnano hoe: 'Anaka, mandiana miasa aigny amin'ny tanim-bôloboka gniany.' \v 29 Le zanany leila namaly an'azy hoe: "Tsy ho aigny za," nefa avy teo niova hevitra izy de lasana. \v 30 Avy teo de nankeigny am'le faharô izy ary nitare ôtran'zany fôgna kô. Namaly izy ka nitare hoe: "Ho aigny za tompoko, nefa tsy nankaigny izy.