plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/25.txt

1 line
598 B
Plaintext

\v 25 Ny Batsian'i Jaona - avy taiza no niaveny? Avy taigny an-dagnitra sa avy tamin' ôlombelona?" Niady hevitra zareo, nagnano hoe: "Raha miatre tsika hoe, Avy taigny an-dagnitra, de Izy hitare am-tsika hoe: 'Fa magnino zany anareo no tsy nino an'azy?\v 26 Fa raha mitare tsika hoe: 'avy tamin' ôlombelona', matatra ny vaôka tsika, satria izy daôly de mievitra an'i Jaona ôtran'ny mpaminany." Ka namaly an'i Jesosy zareo ka nitare hoe: "Tsy fantatray." \v 27 Ary ozy fôgna kô Izy tamin-jareo hoe: "Ary Za kô de tsy hilaza aminareo hoe avy akaiza ny fahefana agnôvako ireigny ra reigny.