plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/23.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 23 Nony niditra tao amin'ny tempoly Jesosy de nagnatogna an'Azy ny leiben'ny mpisorona sy ny zokiola raha nampianatra Izy ary nitare hoe: "Faefana avy aiza ma no agnaovanao an'ireigny ra reigny, ary iza no nagnome an'nao zany fahefana zany?" \v 24 Namaly Jesosy ary nitare tamin-jareo hoe: "Hametrako fanontanina raika fôgna kô anareo. Raha lazainareo Amina, de holazaiko aminareo ny fahefana anaovako an'ireigny ra reigny.