plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/15.txt

1 line
583 B
Plaintext

\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nidomaresy tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de sosy mafy zareo; \v 16 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Reigninareo va zany lazain'reo ôla reo zany?" Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Iôny! Fa tsy mbôla novakinareo miitsy ma ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarianareo ny fiderana?" \v 17 Avy teo de nandao an'azy reo Jesosy ka nande taigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nipetraka tao ny alina.