plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/09.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 9 Avy teo reo vahôka nialô an'i Jesosy sy reo ze nagnaraka an'Azy nitabataba hoe: "Hosana ho an'ny Zanak'i Davida! Isaorana le tonga avy amin'ny agnaran'ny Tompo! Hosana akaigny amin'ny avo indrindra! \v 10 Rafa niditra tao Jerosalema Jesosy, de niaika ny iray tanàna ka nagnano hoe: "Iza ma io?" \v 11 Ny vahôka namaly hoe: "Izy no Jesosy le mpaminany avy aigny Nazareta aigny Galilia."