plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/06.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 6 Avy teo de lasana reo mpianatra ary nagnano arak'ze nandidin'i Jesosy an'azy reo. \v 7 Noentin-jareo le ampondra sy le zana-boriky ary nametraka ny lamban-jareo teo amin'azy, ka nipetraka teo amin'ny lamba Jesosy?. \v 8 Ny ankamaron'ny vahôka de namelatra ny lambany tamin'ny tany, ary reo hafa nanapaka sampan-kazo ary nagnaparitaka an'zany tamin'ny lalana.