plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/22.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 22 Fa Jesosy namaly ary nitare hoe: "Tsy fantatrareo ny ra angatanareo. Afaka hisotro ny kapôka ze ho sotroko ma anareo?" Namaly zareo hoe: "Afaka zahay." \v 23 Ozy tamin-jareo hoe: "Hisotro ny kapôkako tokôtra anareo. Fa ny hipetraka akeo an-tagnanko ankavanako sy ankaveko de tsy anjarako ny magnome an'zany, fa an'reo ze efa nomen'ny Raiko." \v 24 Rafa nareigny an'zany reo mpianatra fololahy hafa, de sosy mafy tam'reo rôlà.