plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/05.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 5 Mbôla nivôka ndre izy teo ho eo amin'ny ora fahaenina ary kô tamin'ny ora fahasivy, ary nagnano ôtran'zany fôgna. \v 6 Tamin'ny ora faharaikambefolo de nivôka ndraika kô izy ary natazagna mpiasa hafa nitsangatsangana. Ozy izy tamin-jareo hoe: "Magnino anareo no mitsangana aketo magnalin'andro?" \v 7 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Tsisy ôla magnarama zahay." Ozy tamin-jareo hoe: "Anareo iany kô mandiana aigny amin'ny tanim-bôloboka."