plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/01.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 1 Fa ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny tompon-tany ze nande ampôlakeka be hagnarama mpiasa ho an'ny tanim-bôlobony.\v 2 Rafa avy nifagnaraka tam'reo mpiasa izy fa ho denaria raika isan'andro ny karaman-jareo, de nalefany taigny amin'ny tanim-bôlobony zareo.