plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/29.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 29 Ny ôla daôly ze nandosa tragno, rahalà, anabavy, ray, reny, zanaka, na tany, noho ny agnarako, de handray avo zato heny ary handova fiaignana mandrakizay. \v 30 Fa maro reo ze volôny ho lasana farany, ary ny farany ho volôny.