plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/28.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 28 Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Lazaiko marina aminareo, amin'ny vanim-potôna vaovao rafa mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny ny Zanak'Ôla, de hipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana rombefolo iany kô anareo ze nagnaraka Ana, hitsara reo foko rombefolon'Israely.