plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/20.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 20 Le gaogna nitare tamin'azy hoe: "Efa nankatoaviko avoko zany daôly zany. Ino no mbôla ilaiko? \v 21 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Raha magniry ny ho tonga lafatra anao, de mandeana,amidio ze anagnanao, ary ameo ny mahantra, ka hanagna harena aigny an-dagnitra anao; ary ave, magnaraka Ana." \v 22 Fa rafa nareigny ze nolazain'i Jesosy le gaogna, de niala tamin'alaelo izy, satria nanagna fanagnana betsaka.