plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/18.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 18 Ozy le lehilà tamin'azy hoe: "Didy ino?" De ozy Jesosy hoe: "Aza mamono ôla, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mety vavolombelona tsy marina, \v 19 hajao ry rainao sy ny reninao, ary tiavo ny mpiara-belona aminao ôtran'ny tegnanao."