plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/16.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 16 Indro, nisy leila nagnatogna an'i Jesosy ary nitare hoe: "Mpampianatra, Ino no ra tsara tsy maintsy ataoko mba hazaôko ny fiaignana mandrakizay?" \v 17 Jesosy nitare taminy hoe: "Nanigno enao no magnotany momba ze tsara aty amina? Raika fôgna no tsara, fa raha te-hiditra aigny amin'ny fiaignana anao, de tandremo reo didy."