plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/13.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 13 Avy akeo nisy zaza kely sasatsasagny nindesiny teo amin'azy mba hametrany tagnana amin'jareo ka hivavaka, fa nitare mafy an'azy reo ireo mpianatra. \v 14 Fa ozy Jesosy hoe: "Avelao ny zaza kely, ary aza raràna izy reo hagnatogna Ana, satria ny fanjakan'ny lagnitra de an'ny salan'azy reo." \v 15Napetrany teo amin'reo zaza kely ny tagnany, ary avy akeo niala teo Izy.