plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/10.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 10 Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." \v 11 Fa Jesosy nitare tamin'reo hoe: "Tsy ny ôla daôly no afaka magneiky zany fampenarana zany, fa reo ze navela hagneiky an'zany fôgna. \v 12 Fa misy reo ionoka ze efa ôtran'zany hatraigny an-kibon-drenin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka noho ny fanjakan'ny lanitra. Izy ze afaka mandray zany fampiagnarana zany, ôka izy handray izany."