plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/30.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 30 Kanefa nandà le mpiasa vôlôny. Mifanôitra am'zany, nande izy ary nataony taigny am-pigadrana le mpiara-miasa amin'azy mandram-pahalôny amin'azy ze notrosainy.\v 31 Rafa natazagna ze nitranga reo mpiara-miasa amin'azy, de nalahelo tokôtra zareo. Nande ary nilaza tamin'ny tompony ze ra daôly niseo zareo.